Fitia tsotra izao (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tsy ho very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia meor manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tonga izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga nzyp izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, safidinao
Safidinao
Ref : Ref aqfs : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny tononkira.serasera.org fonao
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tsy ho very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia meor manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tonga izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga nzyp izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, safidinao
Safidinao
Ref : Ref aqfs : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny tononkira.serasera.org fonao
Maizina, mangina ny alina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 658
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 16/10/2024 22:58
