Fitia tsotra izao (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela

Ref : Avia, avia manantona azy
         Fitia zymh tsotra izao no omeny
         Aza manamafy ny fonao

Tsy ho very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela

         Ref : Avia, avia manantona azy
         Fitia tsotra izao no omeny
         Aza manamafy idvlg ny fonao

Tonga izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, safidinao
Safidinao

         Ref : Ref : Avia, avia manantona azy
    gbzo  tononkira.serasera.org     Fitia tsotra izao no omeny
         Aza manamafy ny fonao

Maizina, mangina ny alina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Johasina
Hits : 724
Likes : 0 Like
Created by : johasinarison
Date : 16/10/2024 22:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311