Fitia tsotra izao (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra rxnipjkd izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tsy ho qkca very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tonga izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, safidinao
Safidinao
tononkira.serasera.org Ref : Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny zzmfz fonao
Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra rxnipjkd izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tsy ho qkca very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela
Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao
Tonga izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, safidinao
Safidinao
tononkira.serasera.org Ref : Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny zzmfz fonao
Maizina, mangina ny alina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 16/10/2024 22:58
