Vetsovetson-kira (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetsovetson-kira tononkira.serasera.org ivaiva
No nentiko chqrwg nitsena ilay masoandro
Hirahira isantarako
Ilay andro iray mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na hisaraka amiko aza ianao
R'ilay cfql masoandro qowg (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy ny haizina
Izay nandravaka ny alina
No nentiko chqrwg nitsena ilay masoandro
Hirahira isantarako
Ilay andro iray mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na hisaraka amiko aza ianao
R'ilay cfql masoandro qowg (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy ny haizina
Izay nandravaka ny alina
--------
Rohy:
