Alokao (Johary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wamxr Ireo nantenaina rehetra taminao
Dia rava aipek tsy nahafa-po ooo
Na tsara na ratsy tononkira.serasera.org izay rehetra natao
Najainao izy mbola ao.

’Zaho anie namoy ny rehetra ho anao
Koa raha tsy mety izany
Dia hojereko ihany
Ilay efa sasa-niandry

     Dia hotiaviko izy, hotiaviko
     Efa tsy ho ahy ihany ianao.
     Omeko azy izay tokony ho anao
     Omeko azy...
     Dia hotiaviko izy, hotiaviko.

Ny fitiavako azy
Tsy maty fa takona ihany.
Koa raha niala ianao nanaloka tao
Hamiratra izy toa masoandro.

     Dia hotiaviko izy, hotiaviko
     Efa siscv tsy ho ahy ihany ianao
     Omeko azy izay tokony ho anao
     Omeko azy
     Dia hotiaviko izy, hotiaviko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johary
Vangy : 10050
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 17/02/2003 11:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161