Vetsovetson-kira (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetsovetson-kira ivaiva
No nentiko nitsena ilay masoandro
Hirahira isantarako
Ilay andro irtb iray mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na hisaraka amiko aza ianao
R'ilay jicq masoandro (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy ny tononkira.serasera.org haizina
Izay nandravaka ny alina
jqhuzgl
No nentiko nitsena ilay masoandro
Hirahira isantarako
Ilay andro irtb iray mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na hisaraka amiko aza ianao
R'ilay jicq masoandro (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy ny tononkira.serasera.org haizina
Izay nandravaka ny alina
jqhuzgl
--------
Link:
