Tri-ô (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô!ô!ô!
Very aho akia ,
Raha hifanary fa tsy hiara-dia
ô!ô!ô!
Ianao anie irery tokana fa tsy mba be
Raha ianao ilay nantenaina hitondra lsym maraina
No ndeha handeha ;
Fa izaho hiandry hangaina sy hiombo-taraina
Ho kivy anie
ô!ô!ô!...
ô!ô!ô!
Marary akia
Fa very anjavona ilay fitia
Aoka re fa tsy hanindroa hifonako avokoa izay nanjo
Fa ny aty tononkira.serasera.org dia fitia dia fitia te ho roa
Fa tsy mahay
Tsy maha-tokana fa mila namana
kilaa Tsara tokoa kay ny miara-dalana
tznbyqp ô!ô!ô!...

--------
Rohy: