Vetsovetson-kira (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetsovetson-kira ivaiva
No nentiko nitsena ilay masoandro
Hirahira jyefl isantarako
Ilay andro ytdumk iray mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na hisaraka tononkira.serasera.org amiko aza ianao
R'ilay masoandro (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy ny haizina
Izay nandravaka ny dgesmfpe alina
No nentiko nitsena ilay masoandro
Hirahira jyefl isantarako
Ilay andro ytdumk iray mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na hisaraka tononkira.serasera.org amiko aza ianao
R'ilay masoandro (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy ny haizina
Izay nandravaka ny dgesmfpe alina
--------
Lien:
