Tri-ô (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô!ô!ô!
Very aho akia ,
Raha hifanary fa tsy hiara-dia
ô!ô!ô!
Ianao anie irery tokana fa tsy mba be
tononkira.serasera.org Raha ianao ilay nantenaina hitondra maraina
No ndeha handeha ;
Fa izaho hiandry hangaina sy hiombo-taraina
Ho kivy anie
ô!ô!ô!...
ô!ô!ô!
Marary akia
Fa very anjavona ilay fitia
Aoka re fa tsy hanindroa hifonako avokoa izay nanjo
Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa
ldlu Fa tsy mahay vjdjid
Tsy maha-tokana fa mila namana
Tsara tokoa kay ny miara-dalana
ô!ô!ô!... uonv

--------
Link: