Vetsovetson-kira (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetsovetson-kira ivaiva
No nentiko nitsena ilay masoandro
Hirahira isantarako
Ilay andro iray tononkira.serasera.org mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na evfsl hisaraka amiko aza ianao
R'ilay masoandro (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy zoyqf ny haizina
Izay nandravaka dlvtz ny alina
No nentiko nitsena ilay masoandro
Hirahira isantarako
Ilay andro iray tononkira.serasera.org mbola iainako
Vetsovetso
No asoloko ilay
Alahelo
Nandrakotra ahy omaly
Fa na evfsl hisaraka amiko aza ianao
R'ilay masoandro (ou ou ou)
Manetsika ny aingam-panahiko
Ny volana sy zoyqf ny haizina
Izay nandravaka dlvtz ny alina
--------
Rohy:
