Tri-ô (Johary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô!ô!ô!
Very aho akia ,
Raha hifanary fa tsy hiara-dia
ô!ô!ô!
Ianao anie irery tokana fa tsy mba be
       Raha ianao ilay nantenaina hitondra maraina
       No ndeha handeha ;
       Fa izaho hiandry hangaina sy hiombo-taraina
       Ho kivy anie
       jcdo ô!ô!ô!...
ô!ô!ô!
Marary akia
Fa very anjavona ilay fitia
Aoka re fa tsy tononkira.serasera.org hanindroa hifonako avokoa izay nanjo
bdrw        Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa
        Fa tsy mahay  
abqmetw        Tsy maha-tokana fa mila namana
        Tsara tokoa kay ny miara-dalana
        ô!ô!ô!...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johary
Visites : 8711
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mamy
Date : 27/09/2003 14:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291