Tri-ô (Johary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô!ô!ô!
Very aho akia ,
Raha hifanary fa tsy hiara-dia
ô!ô!ô!
Ianao anie irery tokana fa tsy mba be
Raha ianao ilay nantenaina hitondra maraina
No ndeha handeha ;
Fa izaho hiandry hangaina sy hiombo-taraina
Ho kivy anie
ô!ô!ô!...
ô!ô!ô!
Marary akia
Fa very anjavona ilay fitia
Aoka re fa tsy hanindroa hifonako avokoa izay nanjo
Fa ny aty dia fitia dia fitia te xszhvceb ho roa
vnhju Fa tsy mahay
Tsy maha-tokana fa mila namana
Tsara tokoa kay lexsram ny miara-dalana
tononkira.serasera.org ô!ô!ô!...

--------
Link: