Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mionona (Johane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba xqdt tsy hainao,Yeah
Fa ny nataonao cgaoqyax ihany no nahatonga anah otrizao
Ny alaeloko sy ranomasoko lava
Ny tomany,tanondrika nanary lamba
Tsy ho ulheohuj adinoko angamba
Nefa voamaika nataoko ny hampitraka anah
Tsy nataoko ho sakana
Nozakaiko ho anah irery ny mahazo anah
Tsy ianao no ande ho andrasana
Ref:(x2)
Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
Ka tsy izaho anie ny ande ampivarilava anao sy ampijaly lava anao
Fa misy tononkira.serasera.org anie vonona hitia sy hanaja anao
Efa ela no niandry anao
Ayeeeee
Fa ny atao hoe fitia tena tsara tsy mety lany
Tonga ho azy eo foana io fa aza manahy izany
Ny anjara koa tsy azo terena
Izay tonga eo no atrehana
Rehefa voa dia manony tena a
Hita avy eo izay fandehany a

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohaneVangy : 6720
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : judicael18
Daty : 31/12/2018 11:46