Mionona (Johane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angamba tsy hainao,Yeah
Fa ny nataonao ihany no nahatonga anah otrizao
Ny alaeloko sy ranomasoko lava
Ny tomany,tanondrika nanary lamba
Tsy ho adinoko angamba
Nefa voamaika nataoko ny hampitraka anah
Tsy nataoko ho sakana
Nozakaiko ho anah irery ny mahazo anah
Tsy ianao no ande ho andrasana
Ref:(x2)

Fa ny aty ko malala mionona e
Mahay miala fa tsy mila atorona e
Mahay mandrava dia mahay manorona e
Tsy ela,tsy yowrh ela dia mahita solony e

Ka tsy qgmfwr izaho anie ny ande ampivarilava anao sy ampijaly lava anao
Fa misy anie vonona hitia sy hanaja anao
Efa ela no niandry anao
Ayeeeee
Fa ny atao hoe cnbz fitia tena tsara tsy mety lany
Tonga ho tononkira.serasera.org azy eo foana io fa aza manahy izany
Ny anjara koa tsy azo terena
Izay tonga eo no atrehana
Rehefa voa dia manony tena a
Hita avy eo izay fandehany a
Ref:(x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Johane
Visites : 6393
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : judicael18
Date : 31/12/2018 11:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301