You are here: home > Tononkira > Johane

HO IRAY (Johane)


Anio 'lay andro
Voatokana ho ahy sy ho anao
Ka holazaiko
Eto anatrehan'izao rehetra izao
Raha ny ato am-poko
Mbola tsy niova hatramzao
Vao me nitombo
Ilay fitiavako anao
Haveriko ho renao
Fa tena tiako ianao
Manomboka androany akie
Fiainana vaovao no miandry antsika
Vita tso-drano ilay fitia
Nampiray antsika anio
Ary ho mandramaty
'Lay voady nifanaovantsika
Fo mitambatra ho iray
Ho doria mandrakizay
Na maro aza ireo
Mpanenjika antsika e
Aleo izy indray no ho leo
Fa tsika tsy maintsy ho tafita e
'Zay tokinao ianao kTsiky dia ampyoa no andry hiankinako
Zaho sy ianao miaraka tsy mifankafoy
Tsiky na tomany
Raha ny hisaraka dia sanatria ny amzany
Haveriko ho renao
Fa tena tiako ianao
Manomboka androany akie
Fiainana vaovao no miandry antsika
Vita tso-drano ilay fitia
Nampiray antsika anio
Ary ho mandramaty
'Lay voady nifanaovantsika
Fo mitambatra ho iray
Ho doria mandrakizay
....
Manomboka androany akie
Fiainana vaovao no miandry antsika
Vita tso-drano ilay fitia
Nampiray antsika anio
Ary ho mandramaty
'Lay voady nifanaovantsika
Fo mitambatra ho iray
Ho doria mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Johane
Mpamaky : 887
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaharivola2
Tamin'ny : 03/10/2019 17:11:59
ID : 12112

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo