Anjarako (Johane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra momba ahy, fo, saina, fanahy.
Fa babonao daholo anao manontolo.
Tsy ampy angamba ireo teny, lazaiko ombieny ombieny
‘lay fitiavako anao ao am-poko ao
Mino aho fa anjarako ianao, eny ianao
Averiko indray ho anao, ‘lay voady efa natao
Tsy amela anao irery aho raha mbola velon’aina
Ka aza miahiahy fa tenim-behivavy ny ahy
Ho porofoiko anao androany fa ianao irery ihany
Ianao qidgx ihany
Ka indro eto izaho sy ianao tonga olom-baovao
Vonon-kiatrik’izay ho avy na mbola tononkira.serasera.org mafy aza ny ady
Tsy ampy erbax angamba ireo teny, ilazako ombieny ombieny

Ianao ihany
Mino aho fa bkdtaob anjarako ianao, eny ianao…

--------
Lien: