Fitia Nampiray (Johan blouts)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy manome , fifaliana isan’andro
Tsy haiko ny tsy cklcrnyk hatsiaro f’enao mira masoandro
Masoandro manazava , mahataratra ny anaty
Reveko enao anilako ho eo foana mandramaty
Raiso ny tanako dia ‘ndao handeha (x2)
Ho mirana lava na ho ziuml rehefa miaraka am’isé e ! (x2)
Raha sendra solafaka na ho hatsangano eh! (x2)
Tsiodrivom-pitiavana io ry malala e eh!
Refrain :
Fa fitiano nampiray , dia miaina fatratra!
Handresy ny andro maloka sy ny orambaratra
Avenir milay , no efa hita taratra
Hanasitrana anao aho , raha toa maratra
Fa ny Tompo no nanome
Dia hifaliko anie , raozy ny tanana tononkira.serasera.org lay nikolo nanabe
Tontolon’ny hamamiana , ka misaotra anao aho eh!
Hanidina sy handroso isika , hanakadavitra eh!
Raiso ny tanako dia ‘ndao handeha…
Refrain…(x2)
Fa ny Tompo no nanome , dia hifaliako dkxkswpf anie...

--------
Rohy:
Hevitra
MarinahRakotoson
(
28/06/2024 09:28)
Tiko lotra
MarinahRakotoson
(
28/06/2024 09:34)
Tiko lotra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Johan bloutsVangy : 2436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MarinahRakotoson
Daty : 28/06/2024 09:27