Carpe Diem (Johan blouts)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
~CARPE DIEM~

Pa ram pa pam pa pam pa

Saritsarotra ny miaina eto an_tany
Carpe Diem lesy hihaino hatrany
Good vibes lesy indray andro any (indray andro any)×2

Fa koboko mihitsy ialahy lay tamin'ny omaly e
Valabala_ketrika dia tafi _tomany oh!oh!
Raha izaho ialahy ry man dia avelako andeha
Fa fomban'izany e! Fiainan'izany!
Aza atao mampitomany
Tenaa marina an'izany!

Zay fijaliana kely ve dia hatao hakivy
Ekeko tena marina ny life mangidy
Ny heri_tsain'ialahy tazomy fa io harena sarobidy
Zay miaritra no mpandresy
Asa ialahy raha mahatadidy
Fa ianao ihany anie no misafidy hoe hifaly sa hijaly e
N'inona n'inona mitranga anie ry boay
Ialahy iriko mba tsy hiotsina izany e
Zaho matoky fa hitraka ialahy
Raiso lesona zay kobon'ialahy ry tsamy e
Zory ny lalana mahitsy
Dia tairo foana hatrany hatrany e
Dia efa go,efa go hatrany, hatrany e!

Pa ram pa pam pa pam pa
Pa ram pa pam pa
Tairo foana e!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johan blouts
Vangy : 217
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JohanBlouts
Daty : 18/03/2023 03:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256