Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy misy nateraka ny ho resy (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Tsy tononkira.serasera.org misy nateraka ny ho resy
Miondrika foana hijery ny tany
Fa ho avy ilay andro izay hampandresy
Ny Tompo no hanatanteraka izany
1.
Androany aloha mety malomaloka tokoa
Toa tandrifin-drahona vfehdwtc Izany lanitrao el
ka mitrakà fa ny Tompo mampatsiahy
Fa Izy tsy hahafoy anao Mandrakizay el eny hoy aho e!
2.
Fa mino aho ;
fa ho ampitso vaovao
No hitsena sy handray tokoa Izany tànanao e !
Ka tjxmbmn bon courage !
Fa ny Tompo mahavita azy
Tsy lnqj maintsy hamiratra ny fiainanao Eny hoy aho el

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 9272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 22/04/2016 01:34