Tsy misy nateraka ny ho resy (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Tsy misy nateraka ny ho resy
Miondrika foana hijery ny tany
Fa ho avy ilay andro izay hampandresy
Ny mogxakij Tompo no hanatanteraka izany
1.
Androany uqvcqo aloha mety malomaloka tokoa
Toa tandrifin-drahona Izany lanitrao el
ka mitrakà fa ny Tompo mampatsiahy
Fa Izy tsy hahafoy anao Mandrakizay el eny hoy aho e!
2.
Fa mino awvyf aho ;
fa ho ampitso vaovao
No hitsena sy handray tokoa Izany tànanao e !
Ka bon courage !
Fa ny Tompo mahavita azy
Tsy maintsy hamiratra ny fiainanao Eny tononkira.serasera.org hoy aho el

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 9271
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 22/04/2016 01:34