NY FOKO TE HISAOTRA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay rehetra nataonao, isaorako
‘Zay nitahianao ahy, isaorako
‘Reo Fanomezanao, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny Fitiavanao, isaorako
Ny Fihantranao ahy, isaorako
Ny Famonjenao ahy, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny ybixw fisaorako
Ny foko te hisaotra
Anao fa tsara njqtrqls loatra
Izay rehetra nataonao ho ahy
Tsy ho haiko ny hangina
Fa feno hafaliana
Ny amiko hisaotra Anao
‘Reo lasa tsy voazava, isaorako
Ny omaly tsy hay ambara, isaorako
Na dia tsy ho azoko iccal aza, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny anio izay iainako, isaorako
Tsy hitaranaiko f’isaorako
Na toy ny ahoana tononkira.serasera.org izany, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
‘Zay nitahianao ahy, isaorako
‘Reo Fanomezanao, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny Fitiavanao, isaorako
Ny Fihantranao ahy, isaorako
Ny Famonjenao ahy, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny ybixw fisaorako
Ny foko te hisaotra
Anao fa tsara njqtrqls loatra
Izay rehetra nataonao ho ahy
Tsy ho haiko ny hangina
Fa feno hafaliana
Ny amiko hisaotra Anao
‘Reo lasa tsy voazava, isaorako
Ny omaly tsy hay ambara, isaorako
Na dia tsy ho azoko iccal aza, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny anio izay iainako, isaorako
Tsy hitaranaiko f’isaorako
Na toy ny ahoana tononkira.serasera.org izany, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 1719
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/03/2018 11:55
