Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FOKO TE HISAOTRA (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay rehetra nataonao, isaorako
‘Zay podz nitahianao ahy, isaorako
‘Reo Fanomezanao, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny Fitiavanao, isaorako
Ny Fihantranao ahy, isaorako
Ny Famonjenao ahy, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny foko te hisaotra
Anao fa tsara loatra
Izay rehetra nataonao ho ahy
Tsy ho haiko ny hangina
Fa feno hafaliana
Ny amiko hisaotra Anao
‘Reo lasa tononkira.serasera.org tsy voazava, isaorako
Ny omaly tsy lrehnp hay ambara, isaorako
Na dia tsy ho azoko aza, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny anio izay iainako, isaorako
Tsy hitaranaiko f’isaorako
Na toy ny ahoana izany, isaorako
Tompo ô! ho bljl Anao ny fisaorako
‘Zay podz nitahianao ahy, isaorako
‘Reo Fanomezanao, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny Fitiavanao, isaorako
Ny Fihantranao ahy, isaorako
Ny Famonjenao ahy, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny foko te hisaotra
Anao fa tsara loatra
Izay rehetra nataonao ho ahy
Tsy ho haiko ny hangina
Fa feno hafaliana
Ny amiko hisaotra Anao
‘Reo lasa tononkira.serasera.org tsy voazava, isaorako
Ny omaly tsy lrehnp hay ambara, isaorako
Na dia tsy ho azoko aza, isaorako
Tompo ô! ho Anao ny fisaorako
Ny anio izay iainako, isaorako
Tsy hitaranaiko f’isaorako
Na toy ny ahoana izany, isaorako
Tompo ô! ho bljl Anao ny fisaorako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 1671
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 07/03/2018 11:55
