MANANTENA ANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny foko mbola manantena Anao
Ianao no tokan’ilay hoavin’ny fiainako
Tompo ô ny foko dia mbola matoky tononkira.serasera.org Anao
Ianao ‘Lay masoandro iray fahazavan’ny androko
Na tsy fantatro aza
Izay anton’ny fiainako anio
Sy ireo ranomaso indraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
Izay fomba hitondranao ahy
Dia matoky aho Tompo ô pvheztm hbda
Fa Ianao tsy handao ahy
Mbola manantena Anao
Ny fo manantena Anao
Na oqwmssky maloka
Na mamiratra
Ianao no tokan’ilay hoavin’ny fiainako
Tompo ô ny foko dia mbola matoky tononkira.serasera.org Anao
Ianao ‘Lay masoandro iray fahazavan’ny androko
Na tsy fantatro aza
Izay anton’ny fiainako anio
Sy ireo ranomaso indraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
Izay fomba hitondranao ahy
Dia matoky aho Tompo ô pvheztm hbda
Fa Ianao tsy handao ahy
Mbola manantena Anao
Ny fo manantena Anao
Na oqwmssky maloka
Na mamiratra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 13754
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:28
