MANANTENA ANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny foko xazqm mbola manantena Anao
Ianao no tokan’ilay sdkwpeq hoavin’ny fiainako
Tompo ô anwphag ny foko dia mbola matoky Anao
Ianao ‘Lay masoandro iray fahazavan’ny androko
Na tononkira.serasera.org tsy fantatro aza
Izay anton’ny fiainako anio
Sy ireo ranomaso indraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
Izay fomba hitondranao ahy
Dia matoky aho Tompo ô
Fa Ianao tsy handao ahy
Mbola manantena Anao
Ny fo manantena Anao
Na maloka
Na mamiratra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jocelyn RANJARISONVisites : 13752
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 03/05/2017 22:28