MANANTENA ANAO (Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny foko mbola manantena Anao
Ianao no tokan’ilay hoavin’ny fiainako
Tompo ô ny foko dia mbola matoky Anao
Ianao ‘Lay masoandro iray fahazavan’ny mmrqxw androko

Na tsy fantatro aza
Izay anton’ny rpjanfb fiainako tononkira.serasera.org anio
Sy ireo ranomaso indraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
Izay fomba hitondranao ahy
Dia matoky aho Tompo ô
Fa Ianao tsy handao mdhmsqn ahy

Mbola manantena Anao
Ny fo manantena Anao
Na maloka
Na mamiratra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jocelyn RANJARISON
Hits : 13753
Likes : 1 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451