FIKIRO MAFY AHO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho Jesoa ampitoero aho
Hiorina tsara Aminao
Tsy ho variana emqd ka hanadino Anao aho
Noho ireo fakam-panahy
Fa be ireo zavatra te hanintona ahy
Hampiala ahy Aminao
Ka handao bijpdhwu Anao
Fikiro mafy aho hitoetra Aminao
Hamaka lalina
Tsy tononkira.serasera.org hiala fa ampioreno aho
Mandrakizay
Tsy azo sarahina, knvq hikambana Aminao
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Fa mila Anao aho
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Tsy manan-kery aho
Hiorina tsara Aminao
Tsy ho variana emqd ka hanadino Anao aho
Noho ireo fakam-panahy
Fa be ireo zavatra te hanintona ahy
Hampiala ahy Aminao
Ka handao bijpdhwu Anao
Fikiro mafy aho hitoetra Aminao
Hamaka lalina
Tsy tononkira.serasera.org hiala fa ampioreno aho
Mandrakizay
Tsy azo sarahina, knvq hikambana Aminao
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Fa mila Anao aho
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Tsy manan-kery aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jocelyn RANJARISONVangy : 3446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 03/05/2017 22:29
