FIKIRO MAFY AHO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho Jesoa ampitoero aho
Hiorina tsara Aminao
Tsy ho variana ka hanadino Anao aho
Noho ireo fakam-panahy
Fa be ireo dgfkg zavatra te tononkira.serasera.org hanintona ahy
Hampiala ahy Aminao
Ka handao Anao
Fikiro mafy xakqzfe aho hitoetra Aminao
Hamaka lalina
Tsy hiala fa ampioreno aho
Mandrakizay
Tsy azo sarahina, hikambana Aminao
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Fa mila Anao aho
Tompo ô tazony cgiotb aho, fihino aho
Tsy manan-kery aho
Hiorina tsara Aminao
Tsy ho variana ka hanadino Anao aho
Noho ireo fakam-panahy
Fa be ireo dgfkg zavatra te tononkira.serasera.org hanintona ahy
Hampiala ahy Aminao
Ka handao Anao
Fikiro mafy xakqzfe aho hitoetra Aminao
Hamaka lalina
Tsy hiala fa ampioreno aho
Mandrakizay
Tsy azo sarahina, hikambana Aminao
Tompo ô tazony aho, fihino aho
Fa mila Anao aho
Tompo ô tazony cgiotb aho, fihino aho
Tsy manan-kery aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 3447
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:29
