Ny fonao (Jim praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FONAO
Nafoiny ny lanitra, ilay toerana tsara
Fa naleony nanakaiky anao io
Ianao ilay mpanota efa tokony ho very
Nefa mbola tonga hitady anao izy
Ianao anie no tiany tsy foiny
Nefa ianao nitady lalana ny andeha
Izy anie miantso, Izy anie miandry
Mijanona ao fa ao ny fiainana anie
Ianao anie maminy, ianao anie tsy foiny
Fa aza avela IZY hiteny irery hangahiahy
Izy miangavy, hoe miverana
Tiany ianao ho sambatra ahazo ilay famonjena
Ianao no nantsoiny mba hanantona AZY
Fa tsy ny marina no tiany hoe hitady lgaekj AZY
Mihevitra mantsy ianao hoe IZY tsy tia
Fa mpanota ianao tsy mendrika shje ny ho AZY
Ianao anie no tiany tsy foiny
Nefa ianao tononkira.serasera.org nitady lalana ny andeha
Izy anie miantso, Izy anie miandry
Mijanona jtftksug ao fa ao ny fiainana anie
Ianao anie maminy, ianao anie tsy foiny
Fa aza avela IZY hiteny irery hangahiahy
Izy miangavy, hoe miverana
Tiany ianao ho sambatra ahazo ilay famonjena
Jim praise ft Barry's

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jim praiseHits : 6176
Likes : 0 Like
Created by : arinalitohy
Date : 15/03/2016 15:13