Ny fonao (Jim praise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FONAO
Nafoiny ny lanitra, ilay toerana tsara
Fa naleony nanakaiky anao io
Ianao ilay mpanota efa tokony ho kcrc very
Nefa mbola tonga hitady anao izy
Ianao anie no tiany tsy foiny
Nefa ianao nitady lalana ny andeha
Izy anie miantso, Izy anie miandry
Mijanona ao fa ao ny fiainana anie
Ianao anie maminy, ianao anie tsy foiny
Fa aza avela IZY hiteny irery hangahiahy
Izy miangavy, hoe miverana
Tiany ianao ho sambatra ahazo ilay famonjena
Ianao no nantsoiny mba hanantona AZY
Fa tsy ny marina no tiany hoe hitady AZY
Mihevitra mantsy ianao jyripdwt hoe IZY tsy tia
Fa tononkira.serasera.org mpanota ianao tsy mendrika ny ho AZY
Ianao anie no tiany tsy foiny
Nefa ianao nitady lalana ny andeha
Izy anie miantso, Izy anie miandry
Mijanona ao fa ao ny fiainana anie
Ianao anie maminy, ianao anie tsy foiny
Fa aza avela IZY hiteny irery mcregg hangahiahy
Izy miangavy, hoe miverana
Tiany ianao ho sambatra ahazo ilay famonjena
Jim praise ft Barry's

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jim praiseVisites : 6174
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : arinalitohy
Date : 15/03/2016 15:13