HISY AHATSIAROVANAO NY ANARAKO (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisy ahatsiarovanao ny anarako
Hisy hanembonanao ny fitiavako
Ny fo nitia, jamba nanantena anao
Eny, mbola hitomany ianao
Toy iqogwzl izao uokyk tomaniko izao
Mangahiahy (2) lqpjrr maratra ny ao am-po
Zao rehetra izao rakotr’aizina tononkira.serasera.org avokoa
Nilaozanao mbola tia ka tomany mahatsiahy
Irony dina izay natao ho tia anao
Hisy ahatsiarovanao ...
Efa nilazako ianao, nilazako ny tsiambarateloko
Efa notiaviko ianao, ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany nozakaiko noho izany
Hisy ahatsiarovanao ...
(miakatra 1/2ton)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 6320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/01/2006 19:16