HISY AHATSIAROVANAO NY ANARAKO (Jérôme Randria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisy ahatsiarovanao ny anarako
Hisy hanembonanao ny fitiavako
Ny fo nitia, jamba nanantena anao
Eny, mbola hitomany ianao
Toy izao pmsvu tomaniko izao

Mangahiahy (2) maratra ny ao am-po
Zao rehetra izao rakotr’aizina hxcpwb avokoa
Nilaozanao mbola tia ka tomany mahatsiahy
Irony dina izay natao ho tia anao

Hisy ahatsiarovanao ...

Efa nilazako ianao, nilazako ny tsiambarateloko
Efa notiaviko ianao, ny fitia tsy hay tononkira.serasera.org nafeniko
Nefa alahelo sy tomany mael nozakaiko noho izany

Hisy ahatsiarovanao ...

(miakatra 1/2ton)
Hisy ahatsiarovanao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jérôme Randria
Hits : 6211
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 08/01/2006 19:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415