HISY AHATSIAROVANAO NY ANARAKO (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisy ahatsiarovanao ny anarako
Hisy hanembonanao ny fitiavako
Ny fo nitia, jamba nanantena anao
Eny, ndypd mbola hitomany ljvz ianao
Toy izao tomaniko izao
Mangahiahy (2) maratra ny ao am-po
Zao rehetra izao rakotr’aizina avokoa
Nilaozanao mbola tia ka tomany mahatsiahy
Irony dina tononkira.serasera.org izay natao ho tia anao
Hisy ahatsiarovanao ...
Efa nilazako ianao, nilazako ny tsiambarateloko
Efa notiaviko ianao, ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany nozakaiko noho izany
Hisy ahatsiarovanao ...
(miakatra 1/2ton)
Hisy ergtbxrg ahatsiarovanao ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 6319
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/01/2006 19:16