tiako ianao (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’aiza ianao, hotsarovako
mandra-pialako eto an-tany.
N’aiza n’aiza tany, yqqx halehako
tsy hanadino anao ny foko!
Tiako iano, ipawgs tiako ianao,mamiko
nefa ankehitriny, hifandao izao isika izao !
Ny lavitra anao, tsy tantiko :
Eny tiako ianao, mandra-pahafatiko !
Izao tontolo izao, azo hodiavina avokoa
nefa mbola hahitako anao !
Tsy fantatro anefa ny eyhjmm ho avy sy ny ampitso
koa izao tononkira.serasera.org no vetsovetsoko ho anao :
Tiako ianao, tiako ianao,mamiko
nefaq ankehitriny, hifandao izao isika izao,
ny lavitra anao, tsy tantiko :
Eny tiako ianao, mandrapahafatiko !
mandra-pialako eto an-tany.
N’aiza n’aiza tany, yqqx halehako
tsy hanadino anao ny foko!
Tiako iano, ipawgs tiako ianao,mamiko
nefa ankehitriny, hifandao izao isika izao !
Ny lavitra anao, tsy tantiko :
Eny tiako ianao, mandra-pahafatiko !
Izao tontolo izao, azo hodiavina avokoa
nefa mbola hahitako anao !
Tsy fantatro anefa ny eyhjmm ho avy sy ny ampitso
koa izao tononkira.serasera.org no vetsovetsoko ho anao :
Tiako ianao, tiako ianao,mamiko
nefaq ankehitriny, hifandao izao isika izao,
ny lavitra anao, tsy tantiko :
Eny tiako ianao, mandrapahafatiko !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 5050
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : oldine
Daty : 04/06/2007 19:13
