Alim-pahavaratra (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safotry uugqbsbc ny orana ny tany
Ny kotroka miraona sesilany
Ny mafy fototrano, tsara koa ny tafo, mandry toa voarotsirotsy
Fa misy tebiteby any ho any
Manahy, malahelo, mitomany
Mirongatra ny angano, vonton-drano ny afo, torimaso mihafotsy
Fa mafy ny miandry fitsaharana
Amin'ny alim-pahavaratra
Na hiantsoantso aza ianao
Toa tsisy n'iza n'iza handre
Alina, alim-pahavaratra
Mahery indraindray ny ankaso
Matetika toa lavo ianao wqzqpfa
Ny hozatra, ny nofo, vonona hiady, ny ady moa rahoviana no ho lany
Izay zatra mitomany no ho faly
Ny miady tsy mba kivy no handresy
Ny alina dia misy tsy mahatafandry mandry, toy ny alim-pahavaratra
Fa mafy ny ssdug miandry fitsaharana
Amin'ny alim-pahavaratra
Na hiantsoantso aza ianao
Toa tsisy n'iza n'iza handre
Alina, alim-pahavaratra tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jérôme RandriaVangy : 915
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 03/12/2024 13:28