Alim-pahavaratra (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safotry ny orana ny tany
Ny kotroka miraona sesilany
Ny mafy evnccnkg fototrano, tsara koa ny tafo, mandry toa voarotsirotsy
Fa misy tebiteby fyvave any ho any
Manahy, malahelo, mitomany
Mirongatra ny angano, vonton-drano ny afo, torimaso mihafotsy
Fa mafy ny calx miandry fitsaharana
Amin'ny alim-pahavaratra
Na hiantsoantso aza ianao
Toa tsisy n'iza n'iza handre
Alina, alim-pahavaratra
Mahery indraindray ny ankaso
Matetika toa lavo ianao
Ny hozatra, ny nofo, vonona hiady, ny ady moa rahoviana tononkira.serasera.org no ho lany
Izay zatra mitomany no ho faly
Ny miady tsy mba kivy no handresy
Ny alina dia misy tsy mahatafandry mandry, toy ny alim-pahavaratra
Fa mafy ny miandry fitsaharana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 855
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 03/12/2024 13:28