Alim-pahavaratra (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safotry ny orana ny tany
Ny kotroka miraona sesilany
Ny mafy cznckiy fototrano, tsara koa ny tafo, mandry toa voarotsirotsy
Fa misy tebiteby fwxz any ho pigmzmp any
Manahy, malahelo, mitomany
Mirongatra ny angano, vonton-drano ny afo, torimaso mihafotsy
Fa mafy ny miandry fitsaharana
Amin'ny alim-pahavaratra
Na hiantsoantso aza ianao
Toa tsisy n'iza n'iza handre
Alina, alim-pahavaratra
Mahery indraindray ny ankaso
Matetika toa lavo ianao
Ny hozatra, ny nofo, vonona hiady, ny ady moa rahoviana tononkira.serasera.org no ho lany
Izay zatra mitomany no ho faly
Ny miady tsy mba kivy no handresy
Ny alina dia misy tsy mahatafandry mandry, toy ny alim-pahavaratra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jérôme RandriaHits : 916
Likes : 0 Like
Created by : dahfara
Date : 03/12/2024 13:28