Volana (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haritro intsonyyy
Hanaraka anao giflv eny aho
Efa atry ny ela no nagetaheta fa tsy aiko
Mahery suut lainga ery ny fitiavanao
Voninkazo tsy maha lehilahy
Fa hanaraka, vonona ytnioakw hanaraka anao
Ref:
Volana oo ! Mba omeo taram-pahazavana aho
Fa sasa-miandry hono izy, omaly sy anio f'izaho tsy niova tononkira.serasera.org fa ianao
Volana oo !!
Hanaraka anao eny aho
Volana ooo !
Hanaraka ano eny aho

--------
Lien: