Variana (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Variana, sondriana, toa variana!
Mahita anao anie aho, efikjibk mahatsiaro sambatra !
Ianao sfoqitav mitsiky miaina ampifaliana ô!ô!
Izaho ery :mangitangitaka!
Fa tiako izay no hambarako , fá, tsy isalasalako! O! O!
Maninona moa, raha izany tononkira.serasera.org tokoa e!
Tsy olana fa ho andrasako
Rahoviana!
Mba rahoviana vao hotanteraka!!
Ilay nofinofiko!
Ianao no ho anilako! O!
Izaho mitsiky miandry ampifaliana ô!ô!
Ianao no anjara vé?
Tsy fantatro! ! mntusd

--------
Rohy: