Variana (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Variana, sondriana, toa variana!
Mahita anao anie aho, mahatsiaro sambatra !
Ianao jcfnwdy mitsiky miaina ampifaliana ô!ô!
Izaho ery :mangitangitaka!
Fa tiako izay no hambarako , tononkira.serasera.org fá, tsy yacidl isalasalako! O! O!
Maninona moa, raha izany tokoa e!
Tsy olana fa ho andrasako
Rahoviana!
Mba rahoviana vao hotanteraka!!
Ilay nofinofiko!
Ianao no ho anilako! O!
Izaho mitsiky miandry ampifaliana ô!ô!
Ianao kojq no anjara vé?
Tsy fantatro! !

--------
Rohy: