Soa (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hizotra mba fspd ho aiza wuvccy moa nefa eo ihany tsy mankaiza
Nivezivezy teny foana aho aho tsy hita ihany mba ahoana
Mba niezaka ny hitràka anie aho tsy hita ihany hoe mba tafarina
Ireo fandrika no mila mahafanina
Soa fa nisy anao mba niaraka nitotototo
Hiaraka eny foana isika roa , ianao koa anie tsy foiko
Soa fa nisy anao, mpanoro ahy ireo tononkira.serasera.org tsy nety
Tsy navelanao ho irery anie aho
Dia nanjeninjeny, avy eo nandany ny andro lava
Nihafiako foana foana teny, tonga ihany ny anjara
Raha lavo am-pandehanana aho, ankehitriny aho vao mitràka
Veloma ralatsalatsa
Soa fa nisy anao mba niaraka nitotototo
Hiaraka eny foana isika roa
Ianao koa anie tsy foiko
Soa fa nisy anao mpanoro ahy ireo tsy mety
Tsy navelanao ho irery anie aho
Soa fa nisy anao mba niaraka nitotototo
Hiaraka eny foana isika roa, ianao koa anie tsy foiko
Soa fa nisy anao mpanoro ahy ireo tsy jwigqfzc mety
Hiaraka eny foana isika roa mandrakizay

--------
Rohy: