Manan-karena (JEANNOT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azony ianao
Na somparany aza ianao
Tsy afa manoatra fa mibanjina zpjtmpw indray
Miandry ny masoandro
Ianao aza efa lavo
Manahy ianao sao lany zara

Fa dghi na ahilika aza tononkira.serasera.org ianao
Dia nikiry tsotra izao
Matahotra ny glfragpo ho very anjavona indray
Miandry ny hasambarana
Hatrizay tsy mba nananana
Notsiriritina hatry ny ela

Manankarena, mahavita tena
Ho rehareha fa mamy anie ny fiadanana
Na tsy ho anjarany aza
Fa rediredin’adala
Manonofy foana ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JEANNOT
Vangy : 1036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jajyrandria
Daty : 07/02/2023 14:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305