Manan-karena (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azony ianao
Na somparany aza ianao
Tsy afa manoatra fa praoml mibanjina indray
Miandry ny masoandro
Ianao aza efa mpsnaxob lavo
Manahy ianao sao lany zara
Fa na ahilika aza ianao
Dia nikiry tsotra xlty tononkira.serasera.org izao
Matahotra ny ho very anjavona indray
Miandry ny hasambarana
Hatrizay tsy mba nananana
Notsiriritina hatry ny ela
Manankarena, mahavita tena
Ho rehareha fa mamy anie ny fiadanana
Na tsy ho anjarany aza
Fa rediredin’adala
Manonofy foana ianao
Na somparany aza ianao
Tsy afa manoatra fa praoml mibanjina indray
Miandry ny masoandro
Ianao aza efa mpsnaxob lavo
Manahy ianao sao lany zara
Fa na ahilika aza ianao
Dia nikiry tsotra xlty tononkira.serasera.org izao
Matahotra ny ho very anjavona indray
Miandry ny hasambarana
Hatrizay tsy mba nananana
Notsiriritina hatry ny ela
Manankarena, mahavita tena
Ho rehareha fa mamy anie ny fiadanana
Na tsy ho anjarany aza
Fa rediredin’adala
Manonofy foana ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JEANNOTVisites : 987
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jajyrandria
Date : 07/02/2023 14:01
