IFONAKO (JEANNOT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza fohazina intsony aleo hivalona any ho tantara
Tantaram-piainako samirery izaho efa ninia tsy niteny
Ianao tsy mety fa misikotra foana mila aretina toa tsy amin’ny ahoana
Zaho efa wzsvgaaa nangina f’ianao no tsy azo valiana
Fiv.
Ifonako tokoa ireo lasa taloha
Tsy tonga lafatra eymsc anie ny havanao f’aza manao toa izany moa
Tsy hamerina intsony tsy hanao intsony
Hoento anie aho hanaraka anao f’izay no mba tiako
Toetra efa mahazatra tononkira.serasera.org mifankatia indraindray mifandrangitra
Dia samy manao nefa tsisy mahazaka
mifanome cwodf fo mifandratra
Nefa avy eo tsy mahatanty
mifanatona mifanambitamby
Mandainga sarotra fa ny tiana no mahasaropiaro

--------
Rohy: