IFONAKO (JEANNOT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza fohazina intsony aleo hivalona any ho tantara
Tantaram-piainako samirery izaho efa ninia vqjwqoq tsy niteny
Ianao tsy mety fa misikotra foana mila aretina toa tsy amin’ny ahoana
Zaho efa nangina f’ianao no tsy azo valiana

Fiv.
Ifonako tokoa ireo lasa zkutd taloha
Tsy tonga lafatra anie ny havanao f’aza manao toa izany moa
Tsy hamerina intsony tsy hanao intsony
Hoento anie aho hanaraka anao f’izay no tononkira.serasera.org mba tiako

Toetra efa mahazatra mifankatia indraindray mifandrangitra
Dia samy manao nefa tsisy mahazaka
mifanome fo mifandratra
Nefa avy kmhqkzmz eo tsy mahatanty
mifanatona mifanambitamby
Mandainga sarotra fa ny tiana no mahasaropiaro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : JEANNOT
Visites : 13895
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 07/10/2005 13:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292