Samy samymandeha mitady (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh o o o oo ooh
Hiseky takatra maha legny !
Zagnahary nanimpy rano.
Ny mamo lava
natao mpitatagna !
Lavidavitr'any
tsy teky rano.
Amposavy natao lapolisy !
Ami zaka tiany ny Dia-aliny.
Magninofy mi-songo fohazim-bady eh !
Ilay mpamoha
tsy ho wandry alina.
Malailay moron'ny Bemarivo !
Fandosoagna akanjo
maha aila zaka.
Oh o o o oo ooh
Oh o o o oo ooh
Mpandrody nagniraka mpamosavy !
Tsy hainy mpamakiana
maro ho avy.
Olo mpamonao
olo madeha la guerra !
Tsisy olo hitory
ami tribonaly.
Mihinandrogony
agnalam-pary eh !
Tsy lany vola hivanga ately.
Dia mamo,
mipetraka sirama !
Môramôra tsy alaky anda.
Mpiasa la star tia la bièra !
Mangala tuyaux,
fao tsy mila vera
Nisara-badiagna,
Naha vamba vady !
Samy madeha,
Samy mitady.
Eh !
Samy madeha,
Samy mitady.
Eh e eh !
Ami zaka tiany
Tsy agniry olo oh !
Hirin'olo !
Aiza eh !
Mazahoa mitady eh !
Samy ho aila hatairagna
Ambony tany eh !
Eh...!
Aiza eh !
Ay , Zay mila mahazo !
Zaka tiagna samy mitady.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaojoby
Vangy : 235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RCMDJ
Daty : 20/08/2025 14:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0262