You are here: home > Tononkira > Jaojoby

Someko somainao (Jaojoby)

https://tononkira.serasera.org/hira/jaojoby/someko-somainao

Tsara mbôla hiaro ô ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Anao nandeha tsy nirasa volagna e ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Anao niala tamin’ahy ie a ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao

Rano sarahan’ Nôsy e ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Alôlô miaro
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Ny tononkira.serasera.orgbangolivangomanta e ia ô !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Antsika hisaraka tsiantsira e ia !
iô ! iô ! mbôla hiaro, somaiko somainao
Somaiko somanareo Benôro
Aza alatsaka ’zaho é !
somaiko somainao

Tomagny anilan’ny tratranao zaho niany cherie e !
Aza alatsaka ’zaho é !
somaiko somainao

Benôro ô !
somaiko somainao

O ia e ! e !

Benôro ô !
somaiko somainao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Jaojoby
Mpamaky : 4007
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Randria Max
Tamin'ny : 06/08/2003 08:12:47
ID : 1841

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo