Magnangy (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Magnangy e !
Tandrignesa feo naka
Magnangy eee !
Tandrignesa feo naka
Feon’olo tôkana
Andra haligny
Feon-dehilahy
Te hankatia magnangy
Feo manirery !
Andra hahaligny
Indôsintsiko
Magnonkogno ambaravaram-ponao

Vavy e !
Tandrignesa hiranaka
Vavy eee !
Tandrignesa hiranaka
Hirampo ooo !
Mankatia
Fô vôgnonee !
Hiombom-pitia
Mandamban-tagnaneee !
Mitambitamby fitia
Satria ti hiarake, aminao !







Magnangy e !
Ambila za hiditre !
Magnangy eee !
Ambila za hiditre !
Tsy ande hagnino
Fa hankatia
Hagnovo aigny aminao, sy hagnamia
Mandamban-tagnanee !
Mitambitamby fitia
Satria ti hiaradoatra (ô ! ô !)
Aminao


Vavy e !
Aza atosike !
Vavy eee !
Aza atosike !
Tarak’i Eva, anao
Namianjangahary, i Adama
Ndeha hiarahany e !
Handika fady
Satria namign’azy
Ataony vady (ye ! ye ! ye ! ye ! ye ! ye !)

(Cœur !)
Tandrignesa fô naka x3
Vavy eee !
Tandrignesa fô naka x3
Vavy eee !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaojoby
Vangy : 1834
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jobyfan
Daty : 01/02/2018 19:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733