Pecto (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara mifankatia
Mpihavana mifamangy
Mpihavana fankatia
Na manintsy manjary mafana

Tsara ny pecto
Mamy pecto e
Fihinana lohataono
Finono faha Asara
Mampafana ririninandro
Aoe

Hoy
Ilay tsy mihetsiky be parasy
mihetsiky loatra mahazo aretiny
Marary mandeha a l’hopitaly
Izay manintsy mihinana pecto
Aoe

PAROLES ET MUSIQUES JAOJOBY EUSEBE
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaojoby
Vangy : 3794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 10/10/2002 18:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171