E TIAKO! (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndraiky atsika roa zay tsy uuhdelbw nahasaky nifampitolono
Nefa fampizaha anaty maso samy mbola maniry
Anaty tratra ao fô reny mitotoko ô
Ataoko akory e!

Atsiah!
Mitovy amy nomaly iniany
Karaha tsy mandeha ny pgmat fotoana nijanono ny lera
Tamintsika roe tsy nety tkawmonm nisy fandinoana e
Anao mbola tiako ô
Tadiava hevitry any cherie

E! e! e! tiako ô
E! e! e! tiako ô
Adiasa tononkira.serasera.org ireo variana
Adiasa ireo tsy akeo ê
Hitady lalana atsika
Votsorantsika hely gadra
Tsy diniko eky izeny
Amiantsika rano ti higiaka
Amiantsika hany mosary
Tsy diniko ô malesa
Ôy!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jaojoby
Visites : 16082
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Naly Randria
Date : 06/11/2002 08:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328