Alima (Jaojoby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihevitena ho tianao izaho, Alima
Nanantena niambiny edy tan-trano foana
Sakinao tsy navy ankitiny e, Alima
Very e,

Izy koa tsy tiana ankitiny, tsara fo’
Fitiavana nentiko taminao ampodiana amin’akahy e
Tsy anjarantsika roe, e
Alima e

Nambelanao nisafo izaho namoaly e
Nampanantena anao fa mbola hiseky e
Niambiny edy izaho
Fa anao tsy mety navy
Zaho ti-hiseky efa niala akanjo ô
Fa tena rano ritry
Alima...

PAROLES ET MUSIQUES JAOJOBY EUSEBE.
--------
Rohy:
Hevitra
Kalofahiny ( 04/02/2022 06:35)
Miarahaba tompoko,
Azafady fa misy adino ilay tonon-kira hoe
Eh, anao malamatra,
Ka raha amalogno,
Mbola hitondrasako vintagna
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaojoby
Vangy : 17754
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 10/10/2002 18:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118